|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gadralava |
| Singan-teny | 2gadra, 3lava |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina.
6(Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[gadra lava]
7A long chain stretching from the neck to the feet.
8a man in fetters; a convict.. [1.2] 9a prisoner. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers.
[1.3] 11un condamné. [1.8] |
| Ohatra |
12 Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava
[2.48]
|
| Tohi-kevitra | 13gadra fohy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|